1 John 2:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no mpandainga, afa-tsy ilay mandà an’i Jesosy tsy ho Kristy? Izy no antikristy, dia izay mandà ny Ray sy ny Zanaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no mandainga raha tsy izay mandà fa i Jesoa no Kristy? Ary ny antikristy dia izay mandà ny Ray sy ny Zanaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no mpandainga, raha tsy izay mandà an’i Jesoa tsy ho Kristy? Izy no ilay antikristy, mandà ny Ray sy ny Zanaka.
Malagasy Bible 1865
Iza no mpandainga, afa-tsy ilay mandà an'i Jesosy tsy ho Kristy? Izy no antikristy, dia izay mandà ny Ray sy ny Zanaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no mpandainga, afa-tsy ilay mandà an’i Jesosy tsy ho Kristy? Izy no antikristy, dia izay mandà ny Ray sy ny Zanaka.
malagasy
Iza no mpandainga, afa-tsy ilay mandà an'i Jesosy tsy ho Kristy? Izy no antikristy, dia izay mandà ny Ray sy ny Zanaka. [ Na: ilay antikristy]