1 John 2:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny aminareo, dia izay efa renareo hatramin’ny voalohany, no aoka hitoetra ao anatinareo. Raha mitoetra ao anatinareo izay efa renareo hatramin’ny voalohany dia hitoetra ao amin’ny Zanaka sy ny Ray koa ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka hitoetra ao anatinareo izay renareo hatramin’ny voalohany. Fa raha mitoetra ao anatinareo izay renareo hatramin’ny voalohany, dia mitoetra ao amin’ny Zanaka sy ny Ray koa ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo kosa, dia ny hafatra izay efa renareo hatramin’ny voalohany no aoka hitoetra ao anatinareo. Raha mitoetra ao anatinareo ny hafatra izay efa renareo hatramin’ny voalohany, dia hitoetra ao anatin’ny Zanaka sy ny Ray koa ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny aminareo, dia izay efa renareo hatramin'ny voalohany no aoka hitoetra ao anatinareo. Raha mitoetra ao anatinareo izay efa renareo hatramin'ny voalohany, dia hitoetra ao amin'ny Zanaka sy ny Ray kosa ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny aminareo, dia izay efa renareo hatramin’ny voalohany, no aoka hitoetra ao anatinareo. Raha mitoetra ao anatinareo izay efa renareo hatramin’ny voalohany dia hitoetra ao amin’ny Zanaka sy ny Ray koa ianareo.
malagasy