1 John 2:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no teny fikasana izay nataony tamintsika, dia ny fiainana mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny zavatra nampanantenainy antsika dia ny fiainana mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny zavatra nampanantenain’i Kristy antsika dia ny fiaina-maharitra mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no teny fikasana izay nataony tamintsika, dia ny fiainana mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no teny fikasana izay nataony tamintsika, dia ny fiainana mandrakizay.
malagasy