1 John 2:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany zavatra izany no voasoratro taminareo ny amin’ny olona mamitaka anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanoratra izany ho anareo aho, ny amin’ireo manangoly anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no voasoratro ho anareo, dia ny amin’ireo mitady hamitaka anareo.
Malagasy Bible 1865
Izany zavatra izany no voasoratro taminareo ny amin'ny mamitaka anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany zavatra izany no voasoratro taminareo ny amin’ny olona mamitaka anareo.
malagasy
Izany zavatra izany no voasoratro taminareo ny amin'ny mamitaka anareo.