1 John 2:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ankehitriny, anaka, tomoera ao Aminy, mba hananantsika toky rehefa miseho Izy ka tsy hiala Aminy amin-kenatra amin’ny fiaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny, anaka, mitoera ao aminy, mba hanan-toky isika rehefa miseho izy, fa tsy horoahina hiala aminy amin-kenatra amin’ny andro hahatongavany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, rey anaka, tomoera ao anatin’i Kristy ianareo mba hananantsika toky rahatrizay hiseho Izy ary mba tsy ho voaroaka lavitra Azy isika amin’ny andro hiaviany ka ho afa-baràka.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny, anaka, tomoera ao aminy, mba hananantsika fahasahiana, raha hiseho Izy, ka tsy ho menatra eo anatrehany amin'ny fihaviany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ankehitriny, anaka, tomoera ao Aminy, mba hananantsika toky rehefa miseho Izy ka tsy hiala Aminy amin-kenatra amin’ny fiaviany.
malagasy
Ary ankehitriny, anaka, tomoera ao aminy, mba hananantsika fahasahiana, raha hiseho Izy, ka tsy ho menatra eo anatrehany amin'ny fihaviany.Raha fantatrareo fa marina Izy, dia fantaro fa izay rehetra manao ny marina no zanany naterany.