1 John 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no ahafantarantsika fa mahalala Azy isika dia ny fitandremantsika ny didiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no ahafantarantsika fa mahalala Azy isika, dia raha mitandrina ny didiny isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ahafantarantsika fa mahalala an’Andriamanitra isika, dia ny fitandremantsika ireo didiny.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no ahafantarantsika fa mahalala Azy isika, dia ny fitandremana ny didiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no ahafantarantsika fa mahalala Azy isika dia ny fitandremantsika ny didiny.
malagasy
Ary izao no ahafantarantsika fa mahalala Azy isika, dia ny fitandremana ny didiny.