1 John 2:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay milaza hoe: Fantatro Izy, nefa tsy mitandrina ny didiny, dia mpandainga, ary ny marina dia tsy ao anatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay milaza ho mahalala Azy, nefa tsy mitandrina ny didiny, dia mpandainga, ary tsy ao anatiny ny marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay milaza ho mahalala an’Andriamanitra, nefa tsy mitandrina ireo didiny, dia mpandainga sady tsy ao anatin’izany olona izany ny hafatra marim-pototra.
Malagasy Bible 1865
Izay manao hoe: Fantatro Izy, nefa tsy mitandrina ny didiny, dia mpandainga, ary ny marina tsy ao anatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay milaza hoe: Fantatro Izy, nefa tsy mitandrina ny didiny, dia mpandainga, ary ny marina dia tsy ao anatiny.
malagasy
Izay manao hoe: Fantatro Izy, nefa tsy mitandrina ny didiny, dia mpandainga, ary ny marina tsy ao anatiny.