1 John 2:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na iza na iza mitandrina ny teniny dia tanteraka ao aminy marina tokoa ny fitiavana an’Andriamanitra. Izany no ahafantarantsika fa ao Aminy isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay mitandrina ny didiny no manana ny fitiavana an’Andriamanitra lavorary ao aminy tokoa; ary amin’izany no ahafantarana fa ao aminy isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na iza na iza mitandrina ny tenin’Andriamanitra, dia lavorary ao aminy marina tokoa ny fitiavana an’Andriamanitra; izany no ahafantarantsika fa tafaray amin’Andriamanitra isika.
Malagasy Bible 1865
Fa na iza na iza mitandrina ny teniny, dia tanteraka ao aminy marina tokoa ny fitiavana an'Andriamanitra izany no ahafantarantsika fa ao aminy isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na iza na iza mitandrina ny teniny dia tanteraka ao aminy marina tokoa ny fitiavana an’Andriamanitra. Izany no ahafantarantsika fa ao Aminy isika.
malagasy
Fa na iza na iza mitandrina ny teniny, dia tanteraka ao aminy marina tokoa ny fitiavana an'Andriamanitra izany no ahafantarantsika fa ao aminy isika. [ Na: ny fitiavan'Andriamanitra]