1 John 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no ahafantarantsika fa ao Aminy isika: Izay milaza fa mitoetra ao Aminy dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy ny nandehanany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay milaza fa mitoetra ao anatin’Andriamanitra izy, dia tsy maintsy miaina toa izay niainan’i Kristy koa.
Malagasy Bible 1865
Izay milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no ahafantarantsika fa ao Aminy isika: Izay milaza fa mitoetra ao Aminy dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa.
malagasy
Izay milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa. [ Na: Izao no ahafantarantsika fa ao aminy isika: Izay etc]