1 John 2:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry malala, tsy didy vaovao no soratako aminareo fa didy ela izay efa nanananareo hatramin’ny voalohany. Ny didy ela dia ilay teny efa renareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry malala, tsy didy vaovao no soratako aminareo, fa didy efa ela, izay efa azonareo hatramin’ny voalohany; ary izany didy ela izany dia ilay teny efa renareo teo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry hava-malala, tsy didy vaovao no soratako aminareo, fa didy ela, izay nanananareo hatramin’ny voalohany; izany didy ela izany dia ilay teny efa renareo.
Malagasy Bible 1865
Ry malala, tsy didy vaovao no soratako aminareo, fa didy ela, izay nanananareo hatramin'ny voalohany. Ny didy ela dia izay teny efa renareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry malala, tsy didy vaovao no soratako aminareo fa didy ela izay efa nanananareo hatramin’ny voalohany. Ny didy ela dia ilay teny efa renareo.
malagasy
Ry malala, tsy didy vaovao no soratako aminareo, fa didy ela, izay nanananareo hatramin'ny voalohany. Ny didy ela dia izay teny efa renareo.