1 John 2:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary koa, didy vaovao no soratako aminareo, dia zavatra marina eo Aminy sy eo aminareo satria miala ny maizina ary ny mazava marina no mamirapiratra ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Didy vaovao ihany koa anefa no soratako aminareo, izay hita marina amin’i Kristy sy aminareo, fa efa misava ny haizina, ary miposaka sahady ny fahazavana marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Didy vaovao ihany koa no soratako aminareo, dia ilay hita marina eo amin’i Kristy sy eo aminareo, satria misava ny haizina ary efa mamiratra ny fahazavana tena izy.
Malagasy Bible 1865
Ary koa, didy vaovao no soratako aminareo, dia zavatra marina eo aminy sy eo aminareo, satria miala ny maizina, ary ny mazava marina no mahazava ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary koa, didy vaovao no soratako aminareo, dia zavatra marina eo Aminy sy eo aminareo satria miala ny maizina ary ny mazava marina no mamirapiratra ankehitriny.
malagasy
Ary koa, didy vaovao no soratako aminareo, dia zavatra marina eo aminy sy eo aminareo, satria miala ny maizina, ary ny mazava marina no mahazava ankehitriny.