1 John 2:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay milaza fa ao amin’ny mazava izy, kanefa mankahala ny rahalahiny, dia mbola ao amin’ny maizina ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay milaza azy ho ao amin’ny fahazavana, nefa mankahala ny namany, dia mbola ao amin’ny haizina ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay milaza fa ao amin’ny fahazavana izy, kanefa mankahala ny namany iray finoana, dia mbola ao amin’ny haizina ihany.
Malagasy Bible 1865
Izay milaza fa ao amin'ny mazava izy, kanefa mankahala ny rahalahiny, dia mbola ao amin'ny maizina ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay milaza fa ao amin’ny mazava izy, kanefa mankahala ny rahalahiny, dia mbola ao amin’ny maizina ihany.
malagasy
Izay milaza fa ao amin'ny mazava izy, kanefa mankahala ny rahalahiny, dia mbola ao amin'ny maizina ihany.