1 John 3:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no teny nampitondraina izay efa renareo hatramin’ny voalohany: Tsy maintsy mifankatia isika;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria araka ny teny azo sy renareo hatramin’ny voalohany dia tsy maintsy mifankatia isika,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao manko no hafatra efa renareo hatramin’ny voalohany: aoka isika hifankatia!
Malagasy Bible 1865
Fa izao no teny nampitondraina izay efa renareo hatramin'ny voalohany: tsy maintsy mifankatia isika,-
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no teny nampitondraina izay efa renareo hatramin’ny voalohany: Tsy maintsy mifankatia isika;
malagasy
Fa izao no teny nampitondraina izay efa renareo hatramin'ny voalohany: tsy maintsy mifankatia isika,-