1 John 3:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, aoka tsy ho tia amin’ny teny na amin’ny lela isika, fa amin’ny asa sy amin’ny marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anaka, aza tia am-bava sy amin’ny teny fotsiny, fa amin’ny asa sy amin’ny fo tokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rey anaka, aoka tsy ho tia amin’ny teny tsara lahatra fotsiny isika, fa ho tia amin’ny asa sy araka ny tena marina.
Malagasy Bible 1865
Anaka, aoka tsy ho tia amin'ny teny na amin'ny lela isika, fa amin'ny asa sy amin'ny marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, aoka tsy ho tia amin’ny teny na amin’ny lela isika, fa amin’ny asa sy amin’ny marina.
malagasy
Anaka, aoka tsy ho tia amin'ny teny na amin'ny lela isika, fa amin'ny asa sy amin'ny marina.