1 John 3:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no hahafantarantsika fa avy amin’ny marina isika sy hampahatokiantsika ny fontsika eo anatrehany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no hahafantarantsika fa avy amin’ny marina isika, sy hahazoantsika mampatoky ny fontsika eo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no hahafantarantsika fa mpiandany amin’ny marina isika. Izany no hampahatokiantsika ny fontsika eo anatrehan’Andriamanitra,
Malagasy Bible 1865
Izany no hahafantarantsika fa avy amin'ny marina isika sy hampahatokiantsika ny fontsika eo anatrehany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no hahafantarantsika fa avy amin’ny marina isika sy hampahatokiantsika ny fontsika eo anatrehany,
malagasy
Izany no hahafantarantsika fa avy amin'ny marina isika sy hampahatokiantsika ny fontsika eo anatrehany,