1 John 3:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry malala, raha tsy manameloka antsika ny fontsika dia manana toky eo anatrehan’Andriamanitra isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry malala, raha tsy manameloka antsika ny fontsika, dia mahazo manatona an’Andriamanitra amin-toky isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry hava-malala, raha toa tsy manameloka antsika ny fontsika, dia manan-toky eo anatrehan’Andriamanitra isika;
Malagasy Bible 1865
Ry malala, raha tsy mba manameloka antsika ny fontsika, dia manana fahasahiana eo anatrehan'Andriamanitra isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry malala, raha tsy manameloka antsika ny fontsika dia manana toky eo anatrehan’Andriamanitra isika.
malagasy
Ry malala, raha tsy mba manameloka antsika ny fontsika, dia manana fahasahiana eo anatrehan'Andriamanitra isika.