1 John 3:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na inona na inona no angatahintsika dia raisintsika avy Aminy satria mitandrina ny didiny sy manao izay ankasitrahana eo imasony isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary na inona na inona hangatahintsika dia ho azontsika, satria mitandrina ny didiny sy manao izay tsara eo imasony isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary na inona na inona angatahintsika dia azontsika avy aminy, satria mitandrina ireo didiny sy manao izay ankasitrahina eo imasony isika.
Malagasy Bible 1865
Ary na inona na inona no angatahintsika dia raisintsika aminy, satria mitandrina ny didiny sy manao izay ankasitrahana eo imasony isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na inona na inona no angatahintsika dia raisintsika avy Aminy satria mitandrina ny didiny sy manao izay ankasitrahana eo imasony isika.
malagasy
Ary na inona na inona no angatahintsika dia raisintsika aminy, satria mitandrina ny didiny sy manao izay ankasitrahana eo imasony isika.