1 John 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay rehetra manota dia mandika ny lalàna, satria ny ota dia fandikana ny lalàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra manota dia mandika ny lalànan ’Andriamanitra, fa ny ota no fandikana ny lalànan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna.
malagasy