1 John 3:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary fantatrareo fa Izy no naseho mba hanaisotra ny ota; ary tsy mba misy ota ao Aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatrareo anefa fa Izy no niseho dia mba hanala ny fahotana; ary tsy mba misy ota ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrareo kosa fa i Jesoa Kristy no niseho, dia mba hanala ny ota, ary tsy mba misy ota ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary fantatrareo fa Izy no naseho hanaisotra ny ota; ary tsy mba misy ota ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary fantatrareo fa Izy no naseho mba hanaisotra ny ota; ary tsy mba misy ota ao Aminy.
malagasy
Ary fantatrareo fa Izy no naseho hanaisotra ny ota; ary tsy mba misy ota ao aminy. [ Na: hitondra]