1 John 3:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra mitoetra ao Aminy dia tsy manota; izay rehetra manota dia tsy nahita na nahalala Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay rehetra mitoetra ao aminy, dia tsy mba manota; ary izay manota dia tsy mba nahita Azy na nahalala Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra miray amin’i Kristy dia tsy manota; izay rehetra manota, dia tsy nahita Azy na nahalala Azy.
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra mitoetra ao aminy dia tsy manota; izay rehetra manota dia tsy nahita na nahalala Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra mitoetra ao Aminy dia tsy manota; izay rehetra manota dia tsy nahita na nahalala Azy.
malagasy
Izay rehetra mitoetra ao aminy dia tsy manota; izay rehetra manota dia tsy nahita na nahalala Azy.