1 John 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, aza avela hisy hamitaka anareo. Izay manao ny marina no marina; eny, marina tahaka Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anaka, aza mety hofitahin’olona ianareo, fa izay manao ny marina ihany no marina toa Azy marina koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rey anaka, aza avela hisy hamitaka anareo; izay manao ny marina soritan’Andriamanitra ihany no marina tahaka an’i Jesoa Kristy koa.
Malagasy Bible 1865
Anaka, aza avela hisy hamitaka anareo: izay manao ny marina no marina; eny, marina tahaka Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, aza avela hisy hamitaka anareo. Izay manao ny marina no marina; eny, marina tahaka Azy.
malagasy
Anaka, aza avela hisy hamitaka anareo: izay manao ny marina no marina; eny, marina tahaka Azy.