1 John 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra naterak’Andriamanitra no tsy manota satria ny voany dia mitoetra ao anatiny, ary tsy mahay manota izy satria naterak’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay rehetra naterak’Andriamanitra dia tsy manota, satria mitoetra ao aminy ny voa nafafin’Andriamanitra, sady nateraka avy amin’Andriamanitra izy ka tsy mahazo manota.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra naterak’Andriamanitra dia tsy manota, satria ilay voa nafafin’Andriamanitra no mitoetra ao anatiny; ary tsy mahay manota izy satria naterak’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra naterak'Andriamanitra no tsy manota, satria ny voany mitoetra ao anatiny, ary tsy mahay manota izy, satria naretak'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra naterak’Andriamanitra no tsy manota satria ny voany dia mitoetra ao anatiny, ary tsy mahay manota izy satria naterak’Andriamanitra.
malagasy
Izay rehetra naterak'Andriamanitra no tsy manota, satria ny voany mitoetra ao anatiny, ary tsy mahay manota izy, satria naretak'Andriamanitra.