1 John 4:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no fitiavana: Tsy ny nitiavantsika an’Andriamanitra fa ny nitiavany antsika ka nirahiny ny Zanany ho avotra noho ny fahotantsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary toy izao izany fitiavana izany: tsy isika no tia an’Andriamanitra rahateo, fa Izy no tia antsika mialoha, sy naniraka ny Zanany ho sorom-panavotana antsika amin’ny fahotantsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no fitiavana: tsy hoe isika no nitia an’Andriamanitra; fa Izy no nitia antsika, ka naniraka ny Zanany lahitokana ho sorom-panonerana hamelana ny fahotantsika.
Malagasy Bible 1865
Izao no fitiavana: tsy ny nitiavantsika an'Andriamanitra fa ny nitiavany antsika, ka nirahiny ny Zanany ho avotra'noho ny fahotantsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no fitiavana: Tsy ny nitiavantsika an’Andriamanitra fa ny nitiavany antsika ka nirahiny ny Zanany ho avotra noho ny fahotantsika.
malagasy
Izao no fitiavana: tsy ny nitiavantsika an'Andriamanitra fa ny nitiavany antsika, ka nirahiny ny Zanany ho avotra'noho ny fahotantsika.