1 John 4:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry malala, raha izany no nitiavan’Andriamanitra antsika dia mba tokony hifankatia kosa isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry malala, raha toy izany no nitiavan’Andriamanitra antsika, dia tokony mba hifankatia koa isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry hava-malala, raha toy izany no nitiavan’Andriamanitra antsika, dia mba tokony hifankatia koa isika.
Malagasy Bible 1865
Ry malala, raha izany no nitiavan'Andriamanitra antsika, dia mba tokony hifankatia kosa isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry malala, raha izany no nitiavan’Andriamanitra antsika dia mba tokony hifankatia kosa isika.
malagasy
Ry malala, raha izany no nitiavan'Andriamanitra antsika, dia mba tokony hifankatia kosa isika.