1 John 4:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no ahafantarantsika fa mitoetra ao Aminy isika, ary Izy ato amintsika, dia ny nanomezany antsika ny Fanahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fananantsika ny Fanahiny no ahafantarantsika fa mitoetra ao aminy isika, ary Izy ao amintsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ahafantarantsika fa mitoetra ao anatin’Andriamanitra isika ary Izy ao anatintsika, dia ny Fanahiny efa nomeny antsika.
Malagasy Bible 1865
Izao no ahafantarantsika fa mitoetra ao aminy isika, ary Izy ato amintsika, dia ny nanomezany antsika ny Fanahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no ahafantarantsika fa mitoetra ao Aminy isika, ary Izy ato amintsika, dia ny nanomezany antsika ny Fanahiny.
malagasy
Izao no ahafantarantsika fa mitoetra ao aminy isika, ary Izy ato amintsika, dia ny nanomezany antsika ny Fanahiny.