1 John 4:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no ahatanterahan’ny fitiavana amintsika, mba hananantsika toky amin’ny andro fitsarana; fa tahaka Azy isika eo amin’izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no mahalavorary ny fitiavana ao amintsika: hanan-toky marimarina isika amin’ny andro fitsarana, satria nanahaka Azy tamin’ity fiainana ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no mahalavorary ny fitiavana eo anivontsika: hanan-toky isika amin’ny andro fitsarana, satria tahaka an’i Kristy isika eto amin’izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
Izany no ahatanterahana ny fitiavana amintsika, mba hananantsika fahasahiana amin'ny andro fitsarana; fa tahaka Azy isika eo amin'izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no ahatanterahan’ny fitiavana amintsika, mba hananantsika toky amin’ny andro fitsarana; fa tahaka Azy isika eo amin’izao tontolo izao.
malagasy
Izany no ahatanterahana ny fitiavana amintsika, mba hananantsika fahasahiana amin'ny andro fitsarana; fa tahaka Azy isika eo amin'izao tontolo izao.