1 John 4:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isika tia satria Izy no tia antsika voalohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho tia an’Andriamanitra àry isika, fa Izy no efa tia antsika taloha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tia isika, satria Andriamanitra no efa tia antsika mialoha.
Malagasy Bible 1865
Isika tia, satria Izy efa dia antsika taloha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isika tia satria Izy no tia antsika voalohany.
malagasy
Isika tia, satria Izy efa dia antsika taloha.