1 John 4:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no didy azontsika Taminy: Izay tia an’Andriamanitra dia tsy maintsy tia ny rahalahiny koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady izao no didiny efa azontsika: izay tia an’Andriamanitra dia tsy maintsy tia ny namany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao no didy azontsika tamin’i Kristy: izay manam-pitiavana an’Andriamanitra dia tsy maintsy manam-pitiavana ny namana iray finoana koa.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no didy efa azontsika taminy: Izay tia an'Andriamanitra dia tsy maintsy tia ny rahalahiny koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no didy azontsika Taminy: Izay tia an’Andriamanitra dia tsy maintsy tia ny rahalahiny koa.
malagasy
Ary izao no didy efa azontsika taminy: Izay tia an'Andriamanitra dia tsy maintsy tia ny rahalahiny koa.