1 John 4:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky an’i Jesosy dia tsy mba avy amin’Andriamanitra; ary izany no fanahin’ny antikristy, izay efa renareo fa ho avy sady efa eo amin’izao tontolo izao sahady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky an’i Jesoa, dia tsy mba avy amin’Andriamanitra, fa fanahin’ny antikristy, izay efa renareo fa ho avy, sady efa tonga eo amin’izao tontolo izao sahady aza ankehitriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny olona rehetra tsy manaiky an’i Jesoa araka izany, dia tsy manana ny Fanahy avy amin’Andriamanitra: ny fanahy ananany dia ny fanahin’ilay antikristy, izay renareo fa ho avy ary efa eo amin’izao tontolo izao sahady aza ankehitriny.
Malagasy Bible 1865
ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky an'i Jesosy dia tsy mba avy amin'Andriamanitra; ary izany no fanahin'ny antikristy, izay efa renareo fa ho avy, sady efa eo amin'izao tontolo izao sahady izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky an’i Jesosy dia tsy mba avy amin’Andriamanitra; ary izany no fanahin’ny antikristy, izay efa renareo fa ho avy sady efa eo amin’izao tontolo izao sahady.
malagasy
ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky an'i Jesosy dia tsy mba avy amin'Andriamanitra; ary izany no fanahin'ny antikristy, izay efa renareo fa ho avy, sady efa eo amin'izao tontolo izao sahady izy.