1 John 4:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isan’izao tontolo izao ireny ka miteny araka ny an’izao tontolo izao izy ary mihaino azy izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy amin’izao tontolo izao izy ireny, ka izany no anaovany fitenin’izao tontolo izao, sy ihainoan’izao tontolo izao azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireny mpaminany sandoka ireny dia anisan’izao tontolo izao, ka izany no itenenany zavatra avy amin’izao tontolo izao sy ihainoan’izao tontolo izao azy.
Malagasy Bible 1865
Isan'izao tontolo izao ireny, ka dia miteny araka ny an'izao tontolo izao izy, ary mihaino azy izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isan’izao tontolo izao ireny ka miteny araka ny an’izao tontolo izao izy ary mihaino azy izao tontolo izao.
malagasy
Isan'izao tontolo izao ireny, ka dia miteny araka ny an'izao tontolo izao izy, ary mihaino azy izao tontolo izao.