1 John 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy amin’Andriamanitra izahay; izay mahalala an’Andriamanitra no mihaino anay; izay tsy avy amin’Andriamanitra dia tsy mba mihaino anay. Izany no ahafantarantsika ny fanahin’ny fahamarinana sy ny fanahin’ny fiviliana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izahay kosa dia avy amin’Andriamanitra, ka izay mahalala an’Andriamanitra no mihaino anay, fa izay tsy avy amin’Andriamanitra tsy mba mihaino anay; izany no ahafantarantsika izay fanahin’ny fahamarinana, sy izay fanahin’ny hadisoan-kevitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izahay kosa dia avy amin’Andriamanitra; ka izay mahalala an’Andriamanitra no mihaino anay, fa izay tsy avy amin’Andriamanitra tsy mba mihaino anay. Izany no ahafantarantsika ny Fanahy fahamarinana sy ny fanahy fahadisoan-kevitra.
Malagasy Bible 1865
Avy amin'Andriamanitra izahay; izay mahalala an'Andriamanitra no mihaino anay; Izay tsy avy amin'Andriamanitra tsy mba mihaino anay. Izany no ahafantarantsika ny fanahin'ny fahamarinana sy ny fanahin'ny fampiviliana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy amin’Andriamanitra izahay; izay mahalala an’Andriamanitra no mihaino anay; izay tsy avy amin’Andriamanitra dia tsy mba mihaino anay. Izany no ahafantarantsika ny fanahin’ny fahamarinana sy ny fanahin’ny fiviliana.
malagasy