1 John 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no nanehoana ny fitiavan’Andriamanitra eto amintsika: Andriamanitra dia naniraka ny Zanany Lahitokana tamin’izao tontolo izao mba hahavelona antsika amin’ny alalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nampiseho ny fitiavany antsika Izy, tamin’ny nanirahany ny Zanany Lahy tokana ho amin’izao tontolo izao, mba hahavelona antsika amin’ny alalany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no nanehoan’Andriamanitra ny fitiavany antsika: nirahiny ho eo amin’ izao tontolo izao ny Zanany lahitokana mba hahavelona antsika amin’ny alalany.
Malagasy Bible 1865
Izao no nanehoana ny fitiavan'Andriamanitra antsika: Andriamanitra naniraka ny Zanani-lahy Tokana tamin'izao tontolo izao, mba hahavelona antsika amin'ny alalany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no nanehoana ny fitiavan’Andriamanitra eto amintsika: Andriamanitra dia naniraka ny Zanany Lahitokana tamin’izao tontolo izao mba hahavelona antsika amin’ny alalany.
malagasy
Izao no nanehoana ny fitiavan'Andriamanitra antsika: Andriamanitra naniraka ny Zanani-lahy Tokana tamin'izao tontolo izao, mba hahavelona antsika amin'ny alalany.