1 John 5:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra mino fa Jesosy no Kristy dia naterak’Andriamanitra; ary izay rehetra tia Izay niteraka dia tia izay naterany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay rehetra mino fa i Jesoa no Kristy, dia nateraka avy amin’Andriamanitra; ary izay rehetra tia Ilay niteraka Azy, dia tia Azy naterany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra mino fa i Jesoa no Kristy, dia naterak’Andriamanitra; ary izay rehetra tia ilay Andriamanitra niteraka, dia tia izay naterak’Andriamanitra koa.
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra mino fa Jesosy no Kristy dia naterak'Andriamanitra; ary izay rehetra tia Izay niteraka dia tia izay naterany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra mino fa Jesosy no Kristy* dia naterak’Andriamanitra; ary izay rehetra tia Izay niteraka dia tia izay naterany koa.
malagasy
Izay rehetra mino fa Jesosy no Kristy dia naterak'Andriamanitra; ary izay rehetra tia Izay niteraka dia tia izay naterany koa.