1 John 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mino ny Zanak’Andriamanitra no manana ny fanambaràna ao anatiny; izay tsy mino an’Andriamanitra dia efa nampandainga Azy, satria tsy mino ny fanambaràna izay nanambaràn’Andriamanitra ny Zanany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izay mino ny Zanak’Andriamanitra dia manana izany fanambaràna izany ao anatiny; fa izay tsy mino kosa dia mampandainga an’Andriamanitra, satria tsy mino ny fanambaràny ny Zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izay mino ilay Zanak’Andriamanitra no manana izany zavatra ambara izany ao anatiny; izay tsy mino an’Andriamanitra kosa dia efa nampandainga an’Andriamanitra, satria tsy nino ny zavatra nambarany momba ilay Zanany.
Malagasy Bible 1865
Izay mino ny Zanak'Andriamanitra no manana ny fanambarana ao anatiny; izay tsy mino an'Andriamanitra dia efa nampandainga Ary, satria tsy mino ny fanambarana izay nanambaran'Andriamanitra ny Zanany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mino ny Zanak’Andriamanitra no manana ny fanambaràna ao anatiny; izay tsy mino an’Andriamanitra dia efa nampandainga Azy, satria tsy mino ny fanambaràna izay nanambaràn’Andriamanitra ny Zanany izy.
malagasy