1 John 5:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no fanambaràny: Fiainana mandrakizay no nomen’Andriamanitra antsika, ary ao amin’ny Zanany izany fiainana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izany fanambaràna izany dia izao: nomen’Andriamanitra ny fiainana mandrakizay isika, ary ao amin’ny Zanany izany fiainana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny zavatra nambara dia izao: fiaina-maharitra mandrakizay no efa nomen’Andriamanitra antsika ary ao amin’ilay Zanany izany fiainana izany.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no fanambarany: Fiainana mandrakizay no omen'Andriamanitra antsika, ary ao amin'ny Zanany izany fiainana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no fanambaràny: Fiainana mandrakizay no nomen’Andriamanitra antsika, ary ao amin’ny Zanany izany fiainana izany.
malagasy
Ary izao no fanambarany: Fiainana mandrakizay no omen'Andriamanitra antsika, ary ao amin'ny Zanany izany fiainana izany.