1 John 5:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ota avokoa ny tsy fahamarinana rehetra; ary misy ota tsy ho amin’ny fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahotana avokoa ny tsy fahamarinana rehetra, fa misy fahotana tsy ho amin’ny fahafatesana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ota avokoa ny asa ratsy rehetra, saingy misy ota tsy mahafaty.
Malagasy Bible 1865
Ota avokoa ny tsi-fahamarinana rehetra; ary misy ota tsy mahafaty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ota avokoa ny tsy fahamarinana rehetra; ary misy ota tsy ho amin’ny fahafatesana.
malagasy
Ota avokoa ny tsi-fahamarinana rehetra; ary misy ota tsy mahafaty. [ Gr. ota ny ho amin'ny fahafatesana]