1 John 5:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatsika fa izay rehetra naterak’Andriamanitra dia tsy manota; fa Ilay naterak’Andriamanitra no miaro azy ka tsy mikasika azy akory ilay Ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatsika fa izay rehetra nateraka avy amin’Andriamanitra dia tsy manota; fa miaro tena izay nateraka avy amin’Andriamanitra, ka tsy mikasika azy ilay Ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatsika fa izay rehetra naterak’Andriamanitra dia tsy manota, satria arovan’ilay Zanak’Andriamanitra izy ka tsy voakasik’ ilay Ratsy.
Malagasy Bible 1865
Fantatsika fa izay rehetra naterak'Andriamanitra dia tsy manota; fa izay naterak'Andriamanitra, dia miaro ny tenany ka tsy mikasika azy akory ilay ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatsika fa izay rehetra naterak’Andriamanitra dia tsy manota; fa Ilay naterak’Andriamanitra no miaro azy ka tsy mikasika azy akory ilay Ratsy.
malagasy
Fantatsika fa izay rehetra naterak'Andriamanitra dia tsy manota; fa izay naterak'Andriamanitra, dia miaro ny tenany ka tsy mikasika azy akory ilay ratsy. [ Na: Ilay naterak'Andriamanitra no miaro azy]