1 John 5:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatsika fa avy amin’Andriamanitra isika, ary izao tontolo izao kosa dia mipetraka eo amin’ilay Ratsy avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatsika fa avy amin’Andriamanitra isika, ary izao tontolo izao kosa mipetraka ao amin’ilay Ratsy avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatsika fa avy amin’Andriamanitra isika, fa izao tontolo izao kosa eo ambany fahefàn’ilay Ratsy avokoa.
Malagasy Bible 1865
Fantatsika fa avy amin'Andriamanitra isika, ary izao tontolo izao kosa dia mipetraka eo amin'ilay ratsy avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatsika fa avy amin’Andriamanitra isika, ary izao tontolo izao kosa dia mipetraka eo amin’ilay Ratsy avokoa.
malagasy
Fantatsika fa avy amin'Andriamanitra isika, ary izao tontolo izao kosa dia mipetraka eo amin'ilay ratsy avokoa.