1 John 5:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, arovy ny tenanareo amin’ny sampy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anaka, tandremo fandrao manompo sampy ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rey anaka, mitandrema tena fandrao manompo sampy ianareo.
Malagasy Bible 1865
Anaka, arovy ny tenanareo amin'ny sampy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, arovy ny tenanareo amin’ny sampy.
malagasy
Anaka, arovy ny tenanareo amin'ny sampy.