1 John 5:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no fitiavana an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny. Ary tsy mavesatra ny didiny
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny fitandremana ny didiny no fitiavana an’Andriamanitra, ary tsy mavesatra ny didiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ny fitiavana an’Andriamanitra dia ny fitandremantsika ireo didiny; sady tsy mavesatra ireo didiny ireo,
Malagasy Bible 1865
Fa izao no fitiavana an'Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny, sady tsy mavesatra ny didiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no fitiavana an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny. Ary tsy mavesatra ny didiny
malagasy
Fa izao no fitiavana an'Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny, sady tsy mavesatra ny didiny.