1 John 5:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa misy telo izay manambara,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa misy telo no manambara [any an-danitra, dia ny Ray sy ny Teny sy ny Fanahy Masina; ary izy telo ireo dia mifanaraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ankehitriny, telo no vavolombelona manambara:
Malagasy Bible 1865
Fa misy telo izay manambara,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa misy telo izay manambara,
malagasy
Fa misy telo izay manambara,