1 John 5:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny Fanahy sy ny rano ary ny ra; ary mifanaraka tsara izy telo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy telo koa no manambara ety an-tany], dia ny Fanahy sy ny rano sy ny ra; ary mifanaraka tsara izy telo ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ny Fanahy Masina sy ny rano ary ny ra; sady mifanaraka tsara izy telo.
Malagasy Bible 1865
dia ny Fanahy sy ny rano ary ny rà; ary mifanaraka tsara izy telo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny Fanahy sy ny rano ary ny ra; ary mifanaraka tsara izy telo.
malagasy
dia ny Fanahy sy ny rano ary ny rà; ary mifanaraka tsara izy telo.