1 John 5:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mandray ny fanambaràn’ny olona isika, lehibe lavitra ny fanambaràn’Andriamanitra; fa ny fanambaràn’Andriamanitra dia ny nanambaràny ny Zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny fanambaràn’ny olona aza raisintsika, mainka fa ny fanambaràn’Andriamanitra Izay lehibe lavitra; ary ny fanambaràn’Andriamanitra, dia ny nanambaràny ny Zanany indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raisintsika ny zavatra ambaran’ny olona; ary lehibe noho izany ny zavatra ambaran’Andriamanitra, satria ny zavatra ambaran’Andriamanitra dia izay efa nambarany momba ny Zanany.
Malagasy Bible 1865
Raha mandray ny fanambaran'ny olona isika, lehibe lavitra ny fanambaran'Andriamanitra; fa ny fanambaran'Andriamanitra dia ny nanambarany ny Zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mandray ny fanambaràn’ny olona isika, lehibe lavitra ny fanambaràn’Andriamanitra; fa ny fanambaràn’Andriamanitra dia ny nanambaràny ny Zanany.
malagasy
Raha mandray ny fanambaran'ny olona isika, lehibe lavitra ny fanambaran'Andriamanitra; fa ny fanambaran'Andriamanitra dia ny nanambarany ny Zanany.