1 Kings 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Natana mpaminany, i Benaia, ny lehilahy mahery ary i Solomona rahalahiny kosa tsy mba nasainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy tsy nasainy anefa na i Natàna mpaminany, na i Banaiasa, na ny lehilahy mahery, na i Salômôna rahalahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy mba nasainy i Natàna mpaminany sy i Benaià sy ireo lehilahy kalaza ary i Salômôna rahalahiny.
Malagasy Bible 1865
fa Natana mpaminany sy Benaia sy ny lehilahy mahery ary Solomona rahalahiny no tsy mba nasainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Natana mpaminany, i Benaia, ny lehilahy mahery ary i Solomona rahalahiny kosa tsy mba nasainy.
malagasy
fa Natana mpaminany sy Benaia sy ny lehilahy mahery ary Solomona rahalahiny no tsy mba nasainy.