1 Kings 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Natana tamin’i Batseba, renin’i Solomona: Moa tsy renao va fa efa tonga mpanjaka i Adonia, zanak’i Hagita, nefa tsy fantatr’i Davida tompontsika akory izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Natàna tamin’i Betsabea renin’i Salômôna: «Tsy renao va fa efa tonga mpanjaka i Adoniasa zanak’i Hagita, nefa tsy mahalala izany akory i Davida tompontsika?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny tamin’i Baty-Seba renin’i Salômôna i Natàna ka nanao hoe: –Tsy efa renao va fa nanangan-tena ho mpanjaka i Adônià zanakalahin’i Hagita, nefa i Davida andriamanjaka tsy nahalala izany akory?
Malagasy Bible 1865
Ary Natana niteny tamin'i Batseba, renin'i Solomona, hoe: Moa tsy renao va fa efa manjaka Adonia, zanak'i Hagita, nefa tsy fantatr'i Davida tompontsika akory izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Natana tamin’i Batseba, renin’i Solomona: Moa tsy renao va fa efa tonga mpanjaka i Adonia, zanak’i Hagita, nefa tsy fantatr’i Davida tompontsika akory izany?
malagasy
Ary Natana niteny tamin'i Batseba, renin'i Solomona, hoe: Moa tsy renao va fa efa manjaka Adonia, zanak'i Hagita, nefa tsy fantatr'i Davida tompontsika akory izany?