1 Kings 1:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niondrika i Batseba ka niankohoka teo anatrehan’ny mpanjaka. Hoy ny mpanjaka: Inona no ilainao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niondrika i Betsabea, dia niankohoka teo anatrehany, ka hoy ny mpanjaka: «Inona no ilainao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandohalika niankohoka teo anatrehan’ny mpanjaka i Baty-Seba, ka nitenenan’ny mpanjaka hoe: –Inona no ilainao?
Malagasy Bible 1865
Dia niondrika Batseba ka niankohoka teo anatrehan'ny mpanjaka. Ary hoy ny mpanjaka: Inona no ilainao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niondrika i Batseba ka niankohoka teo anatrehan’ny mpanjaka. Hoy ny mpanjaka: Inona no ilainao?
malagasy
Dia niondrika Batseba ka niankohoka teo anatrehan'ny mpanjaka. Ary hoy ny mpanjaka: Inona no ilainao?