1 Kings 1:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy taminy: Tompokolahy ô, tamin’NY TOMPO Andriamanitrao no nianiananao ka nanomezanao toky ahy mpanompovavinao hoe: I Solomona zanakao lahy no hanjaka handimby ahy, ary izy no hipetraka eo amin’ny sezafiandrianako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navaliny azy: «Tompokolahy ô, i Iaveh Andriamanitrao no efa nianiananao tamin’ny mpanompovavinao hoe: I Salômôna zanakao no hanjaka handimby ahy, ary izy no hipetraka eo amin’ny seza fiandrianako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novaliany hoe: –Efa nianiana tamiko teo anatrehan’ny TOMPO Andriamanitrao ianao, ry andriamanjaka, fa i Salômôna zanako lahy no hanjaka handimby anao ka hipetraka eo amin’ny sezafiandriananao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy taminy: Tompokolahy ô, Jehovah Andriamanitrao no nianiananao tamiko mpanompovavinao hoe: Solomona zanakaolahy no hanjaka handimby ahy tokoa, ary izy no hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy taminy: Tompokolahy ô, tamin’NY TOMPO Andriamanitrao no nianiananao ka nanomezanao toky ahy mpanompovavinao hoe: I Solomona zanakao lahy no hanjaka handimby ahy, ary izy no hipetraka eo amin’ny sezafiandrianako.
malagasy