1 Kings 1:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo izao indro, i Adonia no tonga mpanjaka, kanefa tsy fantatrao izany, ry mpanjaka tompoko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo ankehitriny, indro fa i Adoniasa no tonga mpanjaka; kanefa ianao tsy mahalala izany akory, ry mpanjaka tompoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro ankehitriny fa i Adônià no manjaka, nefa tsy mba fantatrao akory izany.
Malagasy Bible 1865
Kanjo izao dia, indro, Adonia no manjaka; kanefa tsy fantatrao izany, ry mpanjaka tompoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo izao indro, i Adonia no tonga mpanjaka, kanefa tsy fantatrao izany, ry mpanjaka tompoko!
malagasy
Kanjo izao dia, indro, Adonia no manjaka; kanefa tsy fantatrao izany, ry mpanjaka tompoko.