1 Kings 1:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola niteny tamin’ny mpanjaka Ravehivavy, dia indro, niditra koa i Natana mpaminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola niteny amin’ny mpanjaka ao Betsabea, dia indro tonga koa i Natàna mpaminany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola teo am-piresahana tamin’ny mpanjaka ravehivavy, dia niditra i Natàna mpaminany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola niteny tamin'ny mpanjaka ravehivavy, dia. indro, niditra koa Natana mpaminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola niteny tamin’ny mpanjaka Ravehivavy, dia indro, niditra koa i Natana mpaminany.
malagasy
Ary raha mbola niteny tamin'ny mpanjaka ravehivavy, dia. indro, niditra koa Natana mpaminany.