1 Kings 1:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy nanambara tamin’ny mpanjaka hoe: Indro i Natana mpaminany! Dia niditra teo anatrehan’ny mpanjaka izy ka niankohoka tamin’ny tany teo anatrehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nambara tamin’ny mpanjaka hoe: «Indro i Natàna mpaminany.» Dia niditra nanoloana ny mpanjaka izy, dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy nilaza tamin’ny mpanjaka hoe: Indro ao i Natàna mpaminany. Dia nankeo anatrehan’ny mpanjaka i Natàna ka niankohoka nitehi-tany ho fanajana azy
Malagasy Bible 1865
Ary nisy nanambara amin'ny mpanjaka hoe: Indro Natana mpaminany. Dia niditra teo anatrehan'ny mpanjaka izy ka niankohoka tamin'ny tany teo anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy nanambara tamin’ny mpanjaka hoe: Indro i Natana mpaminany! Dia niditra teo anatrehan’ny mpanjaka izy ka niankohoka tamin’ny tany teo anatrehany.
malagasy
Ary nisy nanambara amin'ny mpanjaka hoe: Indro Natana mpaminany. Dia niditra teo anatrehan'ny mpanjaka izy ka niankohoka tamin'ny tany teo anatrehany.